Ny Direction des Opérations no miandraikitra ny fikaroham-baovao, fanadihadina sy famotorana, fanaraha-maso ireo tranga mahakasika hosoka. Araka ny didim-panjakana dia manan-jo feno manatanteraka ny asany eto amin'ny tanin'ny Repoblikan'i Madagasikara izy.

Eo ambany fifehezan'ny Direction des Opérations ireto Fitaleovana manaraka ireto: - Direction Technique et Informatique, - Direction des Enquêtes et Investigations, - Direction Analyses et Synthèses - Direction Juridique et Financière.