business, technology, city-5475661.jpg

Ny Direction Techniques et Informatiques dia misahana ny fikaroham-baovao nomerika sy ny haitao ara-kajimirindra. Ary mampiasa teknika avo lenta hiadiana amin'ny hosoka.

Fanampin'izany, ny Direction Techniques et Informatiques dia tompon'andraikitra amin'ny fiarovana sy fitehirizana ny angon-drakitra voaangona.