Ny ANAF dia manaiky ny maha zava-dehibe ny fiaraha-miasa amin'ireo mpiara-miombon'antoka amin’ny fanatanterahina ny ady amin’ny hosoka. Misy ny fametrahana fifanaraham-piaraha-miasa amin’ireo minisitera sy sampandraharaha nasionaly na iraisam-pirenena, andrim-bola, orinasa tsy miankina ary firaisamonina sivily, ka mikendry ny hisian'ny fahombiazana.

SAMIFIN
Renseignements Financiers

POLE ANTI-CORRUPTION
Chaîne Pénale

ministere DES MINES ET DES RESSOURCES STRATEGIQUES

ministere de l’ENVIRONNEMENT ET DU DEVELOPPEMENT DURABLE

POLISIN'NY TONTOLO IAINANA
Infractions Environnementales

POLISIN'NY DOANY
Infractions Douanières

BIANCO
Anti-Corruption

POLISIN'NY HARENA AN-KIBON'NY TANY
Infractions Minières